]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Production Video Pasteur Richard Andriamanjato : Vidéos et photos du dernier hommage à Ambohitantely

Pasteur Richard Andriamanjato : Vidéos et photos du dernier hommage à Ambohitantely

FISAORANA

ANDRIAMANJATO Ny Aina Razafindrakotohasina sy RAKOTOMAVO Fanja Arisoa ary ny zanany

ANDRIAMANJATO Ny Hasina sy RANDIMBISOA Faramalala ary ny zanany

ANDRIAMANJATO Ny Toky Soloniandry sy RASOAMAHENINA Andrianina Bodosahondra sy ny zanany

ANDRIAMANJATO Ny Hanta Arindrano sy RATRREMA Xavier Jean Kuc A.R. sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo, ny FJKM Ambohitantely,

dia misaotra sy midera an'Andriamanitra nohon'ny mpanompony

Révérend Docteur ANDRIAMANJATO Richard Mahitsison

Mpitandrina

Izay nantsoiny hiala sasatra any Aminy rehefa nambombainy ny fahasoavany

Mankasitraka tanteraka anareo havana, tapaka, namana, ny mpitondra fanjaka tamin'ny vanim-potoana samihafa sy ny vahoaka Malagasy, ny fiangonana zokiny sy zandriny ry ireo antokom-pinoana samihafa, izay niombona taminy noho izao fifandaozana izao ary nifanohana amim-bavaka.

Hahampoka ny fitiavany sy ny fahasoavany aminareo ny Tompo Andriamanitra !

" Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray : ny mamangy ny kamboty... amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentipentina avy amin'izao tontolo izao " (Jakoba 1 : 27).

***********************************************************

Voici les reportages en vidéos et photos du culte de louange et de reconnaissance pour la Grâce que dieu a accordé à son serviteur, le révérend Docteur Andriamanjato Richard Mahitsison, Pasteur. C’était le dimanche 26 mai 2013, à l’église de Jésus Christ à Madagascar, paroisse d’Ambohitantely. Ce culte a été dirigé par le Pasteur Rakotonavalona Maholy.

« Et les sages brilleront comme la splendeur de l’étendue, et ceux qui ont enseigné la justice à la multitude, comme les étoiles, à toujours et à perpétuité ». (Daniel 12 : 3)

**********************************

 

Jeannot RAMAMBAZAFY - Harilala RANDRIANARISON

Mis à jour ( Mercredi, 29 Mai 2013 07:13 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30