]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Andry sy Mialy Rajoelina, gare Soarano. "Blessings are powerful" 1

Andry sy Mialy Rajoelina, gare Soarano. "Blessings are powerful" 1

Maro tsy ho voatanisako eto ireo olona milaza fa mpino kanefa dia manadino an’Andriamanitra rehefa difotry ny ambo-po diso tafahoatra, ka mihevitra fa mahavita tena tanteraka ka ny teny aloaky ny vavany fotsiny ihany dia hamaha ireo everiny fa olana eto amin’ity tany fandalovana ity. Kanefa rehefa zoina tsara dia ireo olona ireo ihany no mamboly izany olana izany.

Ny Kristianina tena Kristianina kosa (ireo mino Andriamanitra iray ary mino ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty : Jiosy, katolika, Protestanta, Advantista, Loterana, Anglikana sy ireo fiangonana « zandriny » maro mino izany), dia ny fatahorana an’Andriamanitra no mibahana voalohany amin’ny zava-drehetra ataony amin’ny fiainany. Ary ny fampisehoany voalohany izany fatahorana an’Andriamanitra izany dia ny fangatahana fitahiana, tsodrano sy fisaorana amin’ilay Avo indrindra.

FITAHIANA, TSODRANO, FISAORANA

Fangatahana amin’Andriamanitra mba hahazoana sitraka aminy; firarian-tsoa; fankasitrahana; fanomezam-boninahitra; fiderana; fiarovana amin’ny ratsy; fanaovan-javatra mahasambatra ny hafa. Miverina in-400 eo ho eo ny teny hebreo maromaro nadika hoe « mitahy, mitso-drano, misaotra » na « fitahiana, tsodrano, fisaorana », ao amin’ny Baiboly.

Misaotra an’Andriamanitra. Misaotra an’ Andriamanitra ny olona rehefa midera sy mankasitraka azy, miaiky fa avy Aminy ny fitahiana rehetra azony, miresaka zavatra tsara momba Azy foana, mivavaka Aminy, ary manompo Azy (Salamo 26 : 12). Misaotra an’Andriamanitra koa izay mitory ny vaovao tsara satria mitondra dera ho an’ny Anarany sy ny Fikasany (Matio 24 : 14 ; Hebreo 13 : 15). Fiteny re matetika koa ny hoe « Tso-drano zava-mahery » indrindra eo amin’ny raiamandreny sy ny zanaka (rehefa fanambadiana ohatra). « Blessings are powerful » no dikany tamin’ny teny anglisy.

Ny Alahady 7 Oktobra 2018 dia nisy ny Fandaharana fangataham-pitahiana niombonam-pinoana nanokafana ny fampielezan-kevitry ny Kandida laharaha faha-13, Andry Rajoelina. Sary andiany Voalohany.

Jeannot Ramambazafy – Harilala Randrianarison

Mis Ă  jour ( Lundi, 15 Octobre 2018 23:07 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30