]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Andry sy Mialy Rajoelina faradoboka. Feno fitiavana sy Filaminana ny Coliseum

Andry sy Mialy Rajoelina faradoboka. Feno fitiavana sy Filaminana ny Coliseum

VIDÉO : TSINDRIO ETO

VIDÉO FAHAROA ETO

Sabotsy 3 Novambra 2018, Antsonjombe. Nofenoin'ny mponina eto Antananarivo -avy amin'ny lafi-valon'ny Nosy- Fitiavana sy Fifaliana ny Coliseum, nandraisany ny Kandida lahara faha-13 sy Ramatoa vadiny. Tsy nosandaina vola aman-karena izany fahatongavan izany satria ny fitiavana mahazaka maniraka ihany koa. Santionany fotsiny ireto sary manaraka ireto (mbola hisy vidéos hafa) ka maro ireo olona tsy fantatra, satria ireo no tena tompon'ny fahefana, ireo no andriamanjaka, ireo no masi-mandidy ka haneho izany fahefany izany ny Alarobia 2018.

Aza adino mandrakariva: aza ariana ny zonao ary aza sandaina ny adidinao ary ny mpanenjika sy mpanatsatso "toujours ao afara ao". Tsy afaka hisongona anao mihitsy mandrapahafaty.

Vidéo sy Sary : Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Lundi, 05 Novembre 2018 19:36 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30